Andao andihy (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDAO HANDIHY
Falifaly ny aty
Falifaly tokoa
Ireo tanora mandihy
Fenofeno ny fo
Ravoravo izay tsy izy
Jejojeo sy sahy
Na lehibe na ankizy
Ireo izay tia manaraha
Hasakasakareo tononkira.serasera.org izay efa leo
Ny tsy hampiseho
ny hafaliana ao zxjhh am-ponareo
Ilay fo tanora wmvt entinay
Tsy rzsc ho avelanay
Hangatsiaka sy hangahiahy
POOPY
Falifaly ny aty
Falifaly tokoa
Ireo tanora mandihy
Fenofeno ny fo
Ravoravo izay tsy izy
Jejojeo sy sahy
Na lehibe na ankizy
Ireo izay tia manaraha
Hasakasakareo tononkira.serasera.org izay efa leo
Ny tsy hampiseho
ny hafaliana ao zxjhh am-ponareo
Ilay fo tanora wmvt entinay
Tsy rzsc ho avelanay
Hangatsiaka sy hangahiahy
POOPY
--------
Rohy:
