Tsy ho rava (parhson & voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niorina ato am-poko ilay fitia.
Tsy afaka intsony fa mahery.
Tia anao amin'ny saiko manontolo.
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo izay nolazaiko nampanantenaiko pgqxnqce taminao
Lahatra no niarahantsika fa tsy tandrifim-pitiavana ihany.
Anjara nomen-janahary, tononkira.serasera.org hiara-paly
(Antenaiko fa) Tsy ho rava.
Fa fitia nesu mandramaty, izay no hitoetra txardrr ao anaty
Izao sy ianao hiaraka hatrany.
Efa niorina ato am-poko ilay fitia.
Tsy afaka intsony fa mahery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : parhson & voaryVangy : 14932
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 30/10/2015 13:54