Fo maratra (parhson & voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia tsy noraisinao ilay fitia izay tsarako,Izay tsy foiko ho an'ny hafa,
Nankarary ahy,toa tsisy ny tontolo
Dia nangaina tsisy atao.
Fa raha ny fo maratra sy saina adala
Izay nataonao tsy rarahiko
Fa ny voady teo anatrehan'ny lanitra
No tsy tsarovanao
Raha izay fijaliana anie dia haritro ihany.
Raha iny izaho tsy mahafoy iny anie!
Dia hovaiko ho fo vato.
Tsy hoantsoiko tody fa samy mbola hiaina sy hivelona.
Mitsodrano anao ho sambatra eo anilan'ilay rafiko.

No tsy norarahinao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : parhson & voaryVangy : 7970
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 10/08/2015 08:31