You are here: home > Tononkira > parhson & voary

Izy iny (parhson & voary)

https://tononkira.serasera.org/hira/parhson-voary/izy-iny

Tsy mahafoy anilan'ny tiany foana izy.
Satriny foana hitampify eo antratrany
Tsy mety raha tsy mahita azy isanandro
Dia malahelo sy ontsa ery ny fo

Tsy mahafoy anilan'ny tiany foana izy.
Satriny foana hitampify eo antratrany
Tsy mety raha tsy mahita azy isanandro
Ditononkira.serasera.orga malahelo sy ontsa ery ny fo

Ref:Tiany be izy iny!
Fiainany sy fitiavany.
Mipetraka lalina ao am-pony,
Latsapaka ka tena tsy fohiny n'aiza n'aiza alehany.

Mirediredy toy ireny zaza ireny
Mafy rehefa tia ka tsy hifanomezan-tsiny
Dia tsy afaka ao an'dohany
Ny anarany

Ref: (X2)

Na na na...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : parhson & voary
Mpamaky : 1493
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : lal'aina pisou
Tamin'ny : 19/11/2015 12:45:50
ID : 7912

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo