Tsy ho rava (parhson & voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niorina ato am-poko ilay fitia.Tsy afaka intsony fa mahery.
Tia anao amin'ny saiko manontolo.
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo izay nolazaiko nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika fa tsy tandrifim-pitiavana ihany.
Anjara nomen-janahary, hiara-paly
(Antenaiko fa) Tsy ho rava.
Fa fitia mandramaty, izay no hitoetra ao anaty
Izao sy ianao hiaraka hatrany.
Efa niorina ato am-poko ilay fitia.
Tsy afaka intsony fa mahery
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : parhson & voaryVisites : 13147
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : lal'aina pisou
Date : 30/10/2015 13:54