You are here: home > Tononkira > parhson & voary

Ho any aho (parhson & voary)

https://tononkira.serasera.org/hira/parhson-voary/ho-any-aho

Malahelo mafy aho malalako.
noho ny fitiavako anao izay tsy hafaka.
Ny hadisoako no nahatonga anao nandao.
Mifona.mivalo aho.tsy hanao intsony.

Tena namalivaly anao aho.(satria izaho no nahatonga izao rehetra izao)
Tsampako tezitra ianao ny fonao marary(te hitoetra @toeranao aho)
Izaho Tsiky dia ampyaho tena lasa vinany.
Satria tia anao aho.te ahita anao foana.
Ka izao dien'zao aho d anainga hoany @nao.
fa tsy tantiko intsony.
Fa na alina aza ny andro na mamirifiry ny atsika mamanala.
Tsy maintsy tonga any aho

Marary izaho raha tsy eto oooo
Marary izaho raha tsy eto anilako ianao

Satria tia anao aho........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : parhson & voary
Mpamaky : 1401
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : lal'aina pisou
Tamin'ny : 30/10/2015 14:07:54
ID : 7856

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo