Tsy ho rava (parhson & voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niorina ato am-poko ilay fitia.
Tsy afaka intsony fa mahery.
Tia anao amin'ny saiko manontolo.
Matokisa fa tsy tononkira.serasera.org hivadika amin'ny teny
Ireo izay nolazaiko nampanantenaiko taminao
Lahatra no niarahantsika sewg fa tsy tandrifim-pitiavana ihany.
Anjara nomen-janahary, hiara-paly
(Antenaiko fa) Tsy ho rava.
Fa fitia mandramaty, izay no hitoetra frqw ao anaty
Izao sy ianao hiaraka hatrany.
Efa niorina ato am-poko ilay fitia.
Tsy iazicfh afaka intsony fa mahery

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : parhson & voaryHits : 14932
Likes : 1 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 30/10/2015 13:54