Ho any aho (parhson & voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malahelo mafy aho malalako.
noho ny fitiavako anao izay tsy hafaka.
Ny hadisoako no nahatonga anao nandao.
Mifona.mivalo aho.tsy hanao intsony.
Tena namalivaly anao cvekn aho.(satria izaho no nahatonga tononkira.serasera.org izao rehetra izao)
Tsampako tezitra ianao ny fonao marary(te hitoetra @toeranao aho)
Izaho aho tena lasa vinany.
Satria tia anao aho.te ahita anao foana.
Ka izao dien'zao aho d anainga hoany kbxl @nao.
fa tsy tantiko intsony.
Fa na alina aza ny andro na mamirifiry ny atsika mamanala.
Tsy maintsy tonga any aho
Marary izaho raha tsy eto oooo
Marary izaho raha tsy eto obohly anilako ianao
Satria tia anao aho........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : parhson & voaryHits : 3008
Likes : 1 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 30/10/2015 14:07