You are here: home > Tononkira > parhson & voary

Tsy ho rava (parhson & voary)

https://tononkira.serasera.org/hira/parhson-voary/tsy-ho-rava

Efa niorina ato am-poko ilay fitia.
Tsy afaka intsony fa mahery.
Tia anao amin'ny saiko manontolo.
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo izay nolazaiko nampanantenaiko taminao

Lahatra no niarahantsika fa tononkira.serasera.orgtsy tandrifim-pitiavana ihany.
Anjara nomen-janahary, hiara-paly

(Antenaiko fa) Tsy ho rava.
Fa fitia mandramaty, izay no hitoetra ao anaty
Izao sy ianao hiaraka hatrany.

Efa niorina ato am-poko ilay fitia.
Tsy afaka intsony fa mahery

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : parhson & voary
Mpamaky : 10283
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : lal'aina pisou
Tamin'ny : 30/10/2015 13:54:35
ID : 7855

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo