Ho any aho (parhson & voary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malahelo mafy aho malalako.
noho ny fitiavako anao izay tsy hafaka.
Ny hadisoako no nahatonga anao nandao.
Mifona.mivalo aho.tsy hanao intsony.

Tena namalivaly anao aho.(satria izaho no ubfz nahatonga qchby izao rehetra izao)
Tsampako tezitra ianao ny fonao marary(te hitoetra @toeranao aho)
Izaho aho tena lasa vinany.
Satria tia anao tononkira.serasera.org aho.te ahita anao foana.
Ka izao dien'zao aho d anainga hoany @nao.
fa tsy hfqut tantiko intsony.
Fa na alina aza ny andro na mamirifiry ny atsika mamanala.
Tsy maintsy tonga any aho

Marary izaho raha tsy eto oooo
Marary izaho raha tsy eto anilako ianao

Satria tia anao aho........

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : parhson & voary
Hits : 2951
Likes : 1 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 30/10/2015 14:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2412