Ho any aho (parhson & voary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malahelo mafy aho malalako.
noho ny fitiavako anao izay tsy hafaka.
Ny hcwnmsv hadisoako no nahatonga anao nandao.
Mifona.mivalo aho.tsy hanao intsony.

Tena namalivaly anao aho.(satria izaho no nahatonga izao rehetra izao)
Tsampako tezitra ianao ny fonao tononkira.serasera.org marary(te hitoetra @toeranao aho)
Izaho aho tena lasa vinany.
Satria tia anao aho.te ahita anao foana.
Ka izao dien'zao aho d anainga hoany @nao.
fa tsy tantiko intsony.
Fa na alina aza ny andro na mamirifiry ny atsika mamanala.
Tsy maintsy tonga any aho

Marary izaho raha tsy eto oooo
Marary izaho raha tseay tsy eto anilako ianao

Satria tia csybbro anao aho........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : parhson & voary
Visites : 3007
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : lal'aina pisou
Date : 30/10/2015 14:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305