Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matoa aho nitady anao (Ny Voanio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa aho nitady anao satria
Tsaroako tanatiko tao
Ilay foko nitempo fitia
Hery tsy haiko resena
Sento sy embona koa
Ny atin’ny fo raha jerena
Dia tokana mba te ho roa
Nanavaka anao tao anatin’ny maro
Nitady anao eram-bazan-tany
Saika tsy nahita amnf nefa kanjo tazako ianao
Ary tsapako tamin’izay fa tanteraka ny nofiko
Matoa aho nifidy anao satria
Ilay endrika aapbe sy bikanao
Dia nambabo ilay foko efa tia
Tsy fantatro izay ho ao aoriana
Sy mety ho vokatri’zany
Ny foko tononkira.serasera.org dia feno hafaliana satria tiako ianao
Nanavaka anao tao anatin’ny maro
Nitady anao eram-bazan-tany
Saika tsy nahita nefa kanjo tazako qpzvti ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny VoanioVangy : 8450
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 02/04/2008 14:29