Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matoa aho nitady anao (Ny Voanio)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa aho nitady anao satria
Tsaroako tanatiko tao
Ilay foko nitempo fitia
Hery tsy haiko resena
Sento sy embona tononkira.serasera.org koa
Ny atin’ny fo raha jerena
Dia tokana mba te ho roa
Nanavaka anao tao anatin’ny maro
Nitady anao eram-bazan-tany
Saika tsy nahita zpzeti nefa kanjo tazako ianao
Ary tsapako tamin’izay fa tanteraka ny nofiko
Matoa aho nifidy anao satria
Ilay endrika sy bfsxqkw bikanao
Dia nambabo ilay foko efa tia
Tsy fantatro izay ho ao aoriana
Sy mety ho vokatri’zany
Ny foko dia feno hafaliana satria tiako ianao
Nanavaka anao tao anatin’ny maro
Nitady anao eram-bazan-tany
Saika tsy nahita nefa kanjo tazako ianao
Ary tsapako strp tamin’izay fa tanteraka ny nofiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny VoanioVisites : 8526
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ari.malala
Date : 02/04/2008 14:29