Matoa aho nitady anao (Ny Voanio)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa aho nitady anao satria
Tsaroako tanatiko tao
Ilay foko nitempo fitia
Hery tsy haiko resena
Sento sy tononkira.serasera.org embona koa
Ny yvhy atin’ny fo raha jerena
Dia tokana mba te ho roa

Nanavaka anao tao anatin’ny maro
Nitady anao eram-bazan-tany
Saika tsy nahita nefa kanjo tazako ianao
Ary tsapako tamin’izay fa tanteraka ny nofiko


Matoa aho nifidy anao satria
Ilay endrika sy bikanao
Dia ndctbiws nambabo ilay foko efa tia
Tsy fantatro izay ho ao aoriana
Sy mety ho vokatri’zany
Ny foko dia feno hafaliana satria tiako ianao

Nanavaka anao tao anatin’ny maro
Nitady anao eram-bazan-tany
Saika tsy nahita nefa kanjo tazako sinlvhzs ianao
Ary tsapako tamin’izay fa tanteraka ny nofiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Voanio
Hits : 8602
Likes : 0 Like
Created by : ari.malala
Date : 02/04/2008 14:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295