TOA NOFINOFY (Ny salohy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
              
         1- Toa nofinofy tsy misy fiafarana koa
            izao fiainana eto izao
            Toa fiadanana daholo izay cfkesz jerena
            ka tandremo sao mamitaka anao
            Rendrarendra sy filàna dia ho hita
            izay tsy ho voatanisa
      dhymr       Toa nofinofy izao fiainana eto izao,
            mitandrema izaho sy ianao
            
            Fiv: Fiadanana; itadiavany anao izao
                 Fahasoavana; itadiavany anao izao
                 Jesoa no lalana sy fahamarinana
                 natokana ho anao
         2- Ianao mahita izay lalana alehanao,
          tononkira.serasera.org   amin’izao andro izao
            Na ho soa na ho ratsy ts’isy tery
            f’izay sitraky ny fonao atao
       psva      Mba banjino ihany ny hazo fijaliana,
            nitondrany fahoriana
            Ianao mahita ny alehanao
            mitandrema izaho sy ianao
          
                 Fiv:(2 fois)
          
                       RATSIMBAZAFY Nirison Rivoniaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny salohy
Visites : 2292
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/08/2002 09:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0513