HIRA HO ANAO (Ny salohy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Hira ho anao indro no atolotray
   Ho fanajana ilay fitiavanao
   Avy ao am-po ka indro raiso
   Tompo ô mba hideràko Anao
Raha ny finoana izay kely ananako
Avy Aminao ka indro atolotro
Fa vokatry ny ao anatin’ny foko
Izay mba hideràko lzvkl anao

Fiv. : Raiso re ny saotra izay atolotray
      zwam  Ô mba henoy koa izany hatakay
       Noho ny herin’ny fitiavanao
       Dia hihira ho Anao
       Dera, laza sy voninahitra
   tononkira.serasera.org     Ho anao mandrakizay doria.

2) Meteza Ianao mba handray ny hirako
   Tsy hay tohaina avy ao am-po
   qneba Hira fideràna indro asandratro
   Ankalazako ny anaranao
Ny molotro dia tsy hitsahatra
Ho fanehom-pankasitrahana
’Zay vokatry ny ao anatiko
Ka dia indro raiso ho Anao

                RATSIMBAZAFY Nirison Rivonianina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny salohy
Vangy : 2211
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/07/2002 09:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.063