Salut la compagnie (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahampitso vao maraina dia handao izany lasy
Veloma namako ô, Salut ! la compagnie
Aza arahina alahelo aho, aza arahina tomany
Veloma namako ô, Salut ! la compagnie
Satriko aza namako ô, mbola hiaraka hiriaria
Nefa indrisy namako ô, misampana ny dia
Ity ny gdabhtq dimy mba fihino, fa gmel ny lasa aza hadino
Veloma namako ô, Salut ! dbssecu la compagnie
Raha miherina ny taona, manantena aho ny tononkira.serasera.org mbola hihaona
Veloma namako ô, Salut ! la compagnie
Rehefa hariva toy izao ka mahatsiaro ahy hianareo
Miaraha manandra-peo, kaloy izao hirako izao
La - la - la - la .......
Veloma namako ô, Salut ! la compagnie
Raha maty an-dàlana any aho
Andefaso voninkazo
Veloma namako ô, Salut ! la compagnie
Rehefa hariva toy izao
ka mahatsiaro ahy hianareo
Miaraha manandra-peo
kaloy izao hirako izao
La - la - la - la .......
Veloma namako ô, Salut ! la compagnie
Ny Railovy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 9088
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 01/04/2008 14:36