Ampidiro aloha ny tenimiafina
Neny (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitsiky ianao, ry Neny tiako,
Fa fantatrao qzbpork ny hafaliako.
Vao tonga teto an-tany aho,
Eny, hatramin’izao,
Dia nisahirana amiko ianao.
Roapolo taona julmtxyz ’zao androko izao,
Tsaroako foana fa tia ahy ianao.
Eny, eran-tany amin’izao tontolo izao,
Ianao no tsara indrindra,
Tsy foiko anatiko ao.
Neny, tiako ianao,
Masoandrom-pifaliako.
Neny, tiako ianao,
Fa mitantana ny diako.
Ny zavatry ny tononkira.serasera.org tany,
Mandalo eto ihany,
Fa tsy ritra, tsy mankaleo
Ny fitiavanao.
Izany adalako,
Raha mitomany ianao,
Mananatra ahy mangina,
Manoro tsotra izao.
Fantatro, ry Neny,
Fantatro ireny,
Fitiavana eoafmqaj tsy ho lo doria.
Fa fantatrao qzbpork ny hafaliako.
Vao tonga teto an-tany aho,
Eny, hatramin’izao,
Dia nisahirana amiko ianao.
Roapolo taona julmtxyz ’zao androko izao,
Tsaroako foana fa tia ahy ianao.
Eny, eran-tany amin’izao tontolo izao,
Ianao no tsara indrindra,
Tsy foiko anatiko ao.
Neny, tiako ianao,
Masoandrom-pifaliako.
Neny, tiako ianao,
Fa mitantana ny diako.
Ny zavatry ny tononkira.serasera.org tany,
Mandalo eto ihany,
Fa tsy ritra, tsy mankaleo
Ny fitiavanao.
Izany adalako,
Raha mitomany ianao,
Mananatra ahy mangina,
Manoro tsotra izao.
Fantatro, ry Neny,
Fantatro ireny,
Fitiavana eoafmqaj tsy ho lo doria.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 7910
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 01/04/2008 13:01
