BAO (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro be ireo olona efa fantatro tarehy
Hitako wycdfr matetika hitako eny an-dalam-be
Saingy ny akiray izay ho lazaiko anao
Tanora tompon-tany mbola tsy fahitanao
Mba iza moa no anarany azafady lazao
sao mba fantatray ka mety gaga ianao
Ny tononkira.serasera.org anarany tsy fantatro fa raha toa tianareo
Raha manahirana anao dia ataovy hoe : BAO
BAO dia tovovavy tena Malagasy
Mitafy lamba lava, fotsy, maontina sy gasy
Ny halava, ny fijoro dia Bodovoahangy indrindra
Toy ny miss Majunga, raha bika no harindra
Ny fitsiky, ny tarehy raha azoko ambara
Ahatsiarovanao ilay hdhv miss Tulear
(Bao dia Malagasy) Raha jerena avy hatrany
(Bao dia Malagasy) Mahafinaritra aok’izany
Na bika na tarehy toa tsapako sahady
Tena zazavavy tsy fahita andavanandro
BAO ah!...
BAO ah!
Aiza ianao re ry BAO ah!
Hilazako vaovao ah!
Raha ho any an-tsena ianao ah!
Aiza ianao re dhpbly ry BAO ah!....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 11355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HASINA
Daty : 30/06/2002 09:22