AZA ELA (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manganohano irery
Tsy misy mahalala
Ny afo hamindroana
Tsaroana mamanala
Vetsovetso maro
Mirotsaka ao tononkira.serasera.org an-tsaiko
Mangina ny akany
Nilaozanao ry aiko

Ny dinidinintsika
’Reo hiraizay fanao
Tsy mbola mangatsiaka
Ao am-poko ao
Ianao irery ihany
Ianao no mahalala
Ny ahiahy sy ny alahelo
Raha ovlihc lavitra ianao

Aza ela xvaaiqw ianao, kgoqefy aza ela
Tongava malaky
Fa ny embona mivela
No mila tsy tanty
Hafarako mangina
Izao rehetra izao
Hafarako ry tiana
Mba hiverenanao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108