Satria izaho sy ianao (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satria izaho sy ianao tsy misy hafa akory
Tena iray tokoa satria samy mpitory
Dia tsara raha mifankatia re,
Satria Jesosy tia re,
Nanafatrafatra tokoa !
Hatrany am-paran-tany anie no xvkiurrn hokendrena
Ho ampandrenesana ilay hafatra nomena
Fa raha misaratsaraka sy tsy mifanaraka dia
Tsy misy zavatra ho to
Noho izany dia hifankatia
Ny firaisana no ndeha hatao satria
Tokana ny tanjona kendrena
Kristy ilay naniraka jerena
Ny firaisana no ndeha hohajaina fatratra
Hahatafita soa ilay hafatra !
F’iray no Tompo Andriamanitra inoana
Izany tokana ny adidy manoloana
Ireo zay tsy mahazo an-tsaina
No ndeha hampahalalaina
Fa Jeso no mpanavotra
Ilay paradisa fcmsmax izay ananany anjara
No handeha holazaina sy hatao mazava tsara
Fa raha ny sampy no tononkira.serasera.org hajainy, tompony sy lalainy
Tsy ho azony ny lanitra
Noho izany dia hifankatia
Ny firaisana no ndeha hatao satria
Tokana ny tanjona kendrena
Kristy ilay naniraka jerena
Ny zaydy firaisana no ndeha hohajaina fatratra
Hahatafita soa ilay hafatra !
Tena iray tokoa satria samy mpitory
Dia tsara raha mifankatia re,
Satria Jesosy tia re,
Nanafatrafatra tokoa !
Hatrany am-paran-tany anie no xvkiurrn hokendrena
Ho ampandrenesana ilay hafatra nomena
Fa raha misaratsaraka sy tsy mifanaraka dia
Tsy misy zavatra ho to
Noho izany dia hifankatia
Ny firaisana no ndeha hatao satria
Tokana ny tanjona kendrena
Kristy ilay naniraka jerena
Ny firaisana no ndeha hohajaina fatratra
Hahatafita soa ilay hafatra !
F’iray no Tompo Andriamanitra inoana
Izany tokana ny adidy manoloana
Ireo zay tsy mahazo an-tsaina
No ndeha hampahalalaina
Fa Jeso no mpanavotra
Ilay paradisa fcmsmax izay ananany anjara
No handeha holazaina sy hatao mazava tsara
Fa raha ny sampy no tononkira.serasera.org hajainy, tompony sy lalainy
Tsy ho azony ny lanitra
Noho izany dia hifankatia
Ny firaisana no ndeha hatao satria
Tokana ny tanjona kendrena
Kristy ilay naniraka jerena
Ny zaydy firaisana no ndeha hohajaina fatratra
Hahatafita soa ilay hafatra !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 4766
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Iketaka
Daty : 15/05/2003 14:36
