MODIA (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Modia, modia,
Ry olona mxqh efa simban’ota
Fa ahy ianao
Ka satriko hiverina
Jesosy tia, no miantso anao an-tambitamby
Ianao mpania, lazainy fa malalany
Ilaozy ny haratsiana
Afoizo ny bbqez otanao
Ekeo fa Jesosy re no hany tsy tononkira.serasera.org mandao
Jesosy no miantoka ny fiainan’izay mandray
Ny famonjena nataony tao Kalvary
Indrisy Tompo
Fa olom-poana nefa dia antsoinao
Nandà ny tsara, tsy tia fahamarinana
Ekeko Tompo, Anao ny fiainako rehetra
Ho ato am-poko ’lay hazo fijaliana
Ilaozako toegiiyw ny haratsiana
Afoiko ny otako
Ekeko fa Jeso no hany tsy mandao
Jesosy no làlana sy fahamarinana
Fiainana azo ianteherana
T/F Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
Ry olona mxqh efa simban’ota
Fa ahy ianao
Ka satriko hiverina
Jesosy tia, no miantso anao an-tambitamby
Ianao mpania, lazainy fa malalany
Ilaozy ny haratsiana
Afoizo ny bbqez otanao
Ekeo fa Jesosy re no hany tsy tononkira.serasera.org mandao
Jesosy no miantoka ny fiainan’izay mandray
Ny famonjena nataony tao Kalvary
Indrisy Tompo
Fa olom-poana nefa dia antsoinao
Nandà ny tsara, tsy tia fahamarinana
Ekeko Tompo, Anao ny fiainako rehetra
Ho ato am-poko ’lay hazo fijaliana
Ilaozako toegiiyw ny haratsiana
Afoiko ny otako
Ekeko fa Jeso no hany tsy mandao
Jesosy no làlana sy fahamarinana
Fiainana azo ianteherana
T/F Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 4247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotorado
Daty : 27/10/2006 13:00
