Andriamanitro ô ! (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô !
Ny foko irkauo hidera Anao
Ny feoko no hasandratro
Fa Ianao no Tompoko.

Voaharinao ny tenako
Nokoloinao tanteraka
Mamiko ianao, wrqyq mamiko tokoa
Satria mrjnfbt mpanasoa sy mpanamboatra
Hahatonga ahy ny ho sambatra
Sy ho velona finaritra.

Indro aho manetry tena
Sy tononkira.serasera.org manao ny fanekena
Anatrehanao ry Ray
Ho Anao mandrakizay !

Jesosy ô, inty aho re,
Manolo-tena mba ho Anao !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Mpitory
Vangy : 14143
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Iketaka
Daty : 15/05/2003 14:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362