AMORONY FO MADIO (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amorony fo madio aho Andriamanitra o
Fo iray miorim-paka mafy ao Aminao
Andosiran’i Satana
Fa hivoha hidanadana
Henika sy feno ny hasoavanao
Mba tolory saina tsara
Tompo Masina o!
Mba hisainako ny lala(na)
Mankany Aminao
Saina afaka hahalala
Fa tsy ny lala-migodana
No hanatrarana ilay paradisa soa
Ref : Akaikezo e! inty ny tanako fikiro
Fa manonja anie ’ty rano be
Aza avela handeha irery
tononkira.serasera.org Tantano an-dalana aho sao very
Jesosy o! Ianao no tokiko
xmpz ’Lay fanahy mahaolona nomenao ahy koa
Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao
krrzmkd Dia manjary mampanahy
Raha tratry ny fakam-panahy
Ka farany ho may sy ho ratsy fiafara
Ny tongotro, ny tanako, ny loha, ny masoko
Ny eritreritro, ny sofiko, ny vavako
Zany hoe raha atotaly
Tsy zava-bitsivitsy ihany
F’izaho mihitsy no apetrako Aminao
Ref :
NY MPITORY
kixcw
Fo iray miorim-paka mafy ao Aminao
Andosiran’i Satana
Fa hivoha hidanadana
Henika sy feno ny hasoavanao
Mba tolory saina tsara
Tompo Masina o!
Mba hisainako ny lala(na)
Mankany Aminao
Saina afaka hahalala
Fa tsy ny lala-migodana
No hanatrarana ilay paradisa soa
Ref : Akaikezo e! inty ny tanako fikiro
Fa manonja anie ’ty rano be
Aza avela handeha irery
tononkira.serasera.org Tantano an-dalana aho sao very
Jesosy o! Ianao no tokiko
xmpz ’Lay fanahy mahaolona nomenao ahy koa
Azoko ambara fa raha toa tsy arovanao
krrzmkd Dia manjary mampanahy
Raha tratry ny fakam-panahy
Ka farany ho may sy ho ratsy fiafara
Ny tongotro, ny tanako, ny loha, ny masoko
Ny eritreritro, ny sofiko, ny vavako
Zany hoe raha atotaly
Tsy zava-bitsivitsy ihany
F’izaho mihitsy no apetrako Aminao
Ref :
NY MPITORY
kixcw
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 14763
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Linah Désirée
Daty : 31/05/2003 11:12
