Masina (Ny Antsa Mass Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera Anao
Mankalaza Anao
Fa Masina Ianao
Tonga izahay
Mankalaza Anao tononkira.serasera.org ry Ray
Fa Masina Ianao
Lehibe tokoa izany fitiavanao
Hatrizay sy ho mandrakizay
Indro hcfgspxv fdth xitqps hira vaovao atolotray
Ho fiderana Anao ry Ray
Fa Masina indrindra Ianao
Tsy manam-paharoa Ianao
Miankohoka an-tongotrao
Izay rehetra zanakao
Aleluia, Masina Ianao
Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ambonin'izao rehetra izao
Aleluia, Masina Ianao
Tompon'ny Tompo
Zoky Be Fitia
A/C: Sandratra Minohasina
Mankalaza Anao
Fa Masina Ianao
Tonga izahay
Mankalaza Anao tononkira.serasera.org ry Ray
Fa Masina Ianao
Lehibe tokoa izany fitiavanao
Hatrizay sy ho mandrakizay
Indro hcfgspxv fdth xitqps hira vaovao atolotray
Ho fiderana Anao ry Ray
Fa Masina indrindra Ianao
Tsy manam-paharoa Ianao
Miankohoka an-tongotrao
Izay rehetra zanakao
Aleluia, Masina Ianao
Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ambonin'izao rehetra izao
Aleluia, Masina Ianao
Tompon'ny Tompo
Zoky Be Fitia
A/C: Sandratra Minohasina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa Mass ChoirVangy : 2457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : minohasina2016
Daty : 25/08/2016 08:41
