Masina (Ny Antsa Mass Choir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera Anao
Mankalaza Anao
Fa Masina Ianao
Tonga izahay
Mankalaza Anao ry Ray
Fa tononkira.serasera.org Masina Ianao

Lehibe tokoa izany fitiavanao
Hatrizay sy ho mandrakizay
Indro hira vaovao atolotray
Ho fiderana Anao aapswk ry Ray

Fa Masina indrindra Ianao
Tsy manam-paharoa Ianao
Miankohoka an-tongotrao
Izay rehetra zanakao

Aleluia, Masina Ianao
Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ambonin'izao rehetra fzjhv izao
Aleluia, opvbpzlg Masina Ianao
Tompon'ny Tompo
Zoky Be Fitia

A/C: Sandratra Minohasina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antsa Mass Choir
Hits : 2455
Likes : 0 Like
Created by : minohasina2016
Date : 25/08/2016 08:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031