Masina (Ny Antsa Mass Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera Anao
Mankalaza Anao
Fa Masina Ianao
Tonga izahay
Mankalaza Anao ry bwwmad Ray
Fa Masina Ianao
Lehibe tokoa izany fitiavanao
Hatrizay sy ho lhwei mandrakizay
Indro hira vaovao atolotray
Ho fiderana Anao ry Ray
Fa Masina indrindra Ianao
Tsy manam-paharoa Ianao
Miankohoka an-tongotrao
Izay rehetra zanakao
Aleluia, Masina tononkira.serasera.org Ianao
Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ambonin'izao rehetra sjblgnyw izao
Aleluia, Masina Ianao
Tompon'ny Tompo
Zoky Be Fitia
A/C: Sandratra Minohasina
Mankalaza Anao
Fa Masina Ianao
Tonga izahay
Mankalaza Anao ry bwwmad Ray
Fa Masina Ianao
Lehibe tokoa izany fitiavanao
Hatrizay sy ho lhwei mandrakizay
Indro hira vaovao atolotray
Ho fiderana Anao ry Ray
Fa Masina indrindra Ianao
Tsy manam-paharoa Ianao
Miankohoka an-tongotrao
Izay rehetra zanakao
Aleluia, Masina tononkira.serasera.org Ianao
Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ambonin'izao rehetra sjblgnyw izao
Aleluia, Masina Ianao
Tompon'ny Tompo
Zoky Be Fitia
A/C: Sandratra Minohasina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa Mass ChoirHits : 2456
Likes : 0 Like
Created by : minohasina2016
Date : 25/08/2016 08:41
