You are here: home > Tononkira > Ny Antsa Mass Choir

DERAINA ILAY MASINA (Ny Antsa Mass Choir)

Hihira ho Anao
Ho Anao mandrakizay
Ianao ilay Mahagaga
Asandratray ny Anaranao
Ny anaranao Mpanjakanay
Ilay avo indrindra

Hihira ho Anao
Ho Anao mandrakizay
Ianao ilay Mahagaga
Asandratray ny Anaranao
Ny anaranao Mpanjakanay
Ilay avo indrindra

Anao avokoa izao rehettononkira.serasera.orgra izao
noforonin'ny tananao
Ka mendrika hiderana Anao

Ref: Anio ary ho mandrakizay
Ankalazaina ianao ry Ray
Ilay Be Voninvahitra
Indraindrainay hatrany
ny Anaranao Masina
Ianao no Andriamanitray
Dera ho Anao ilay Masina
Haja no atolotray amin'ny fonay
Hoderainay Mandrakizay

A/C: Mamy Nelson

Mpihira : Ny Antsa Mass Choir
Mpamaky : 952
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : minohasina2016
Tamin'ny : 25/11/2019 22:29:56
ID : 12224

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo