Andriamanitra Tokako (Ny Antsa Mass Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanaraka Anao foana aho ry Andriamanitra tokako e
Hitory tzsupst ny anaranao tononkira.serasera.org amin'ireo izay tsy mbola mahafantatra
Fa nanolotra ny ranao Ianao mba hisolo ny heloko e
Ka deraiko deraina ny Anaranao
Ka deraiko deraiko, deraina ny Anaranao
Andriamanitra tokako Hery fiarovako e
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy hainy atao
Andriamanitra tokako Hery fiarovako e
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy hainy atao
Notantananao foana aho n'inon'inona otako e
Narovanao hatrany na dia be ny hadalana izay vitako e
Tsy navelanao irery fitahiana tsy lany no hitako e
Ka deraiko deraina ny Anaranao
Ka deraiko deraiko, deraina mbhz ny Anaranao
Andriamanitra tokako Hery fiarovako e
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy hainy atao
Andriamanitra tokako Hery fiarovako e
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy hainy atao
Andriamanitra vhacxlt tokako e
Sady hery fiarovako e
Andriamanitra Ray mahefa ny zava-drehetra
Andriamanitra tsy mandao
Tsy misy tsy Hainy atao
Ny moana niteny , ny jamba nahita, ny maty koa efa natsangany e
Ankalazaina ny anarany, lehibe ny fitiavany
Andriamanitra tokana
Tokana tsy mba manavakavaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa Mass ChoirVangy : 2927
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : minohasina2016
Daty : 24/08/2016 11:02