Ampy Ho Ahy (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na orana wwbnad mifafy tsy ahoako izorako
Na làlana dkhay mideza feno fandrika aza re
Hitohy hatrany ny dia na trotraka sy reraka
Manantena hatrany ny tanano mahery
Ref:
Sarotra ve ny fiainana ankehitrio
Etsy xupaf sy ero mikorontana mampamoifo
Kanefa manantena vahaolana tononkira.serasera.org azo antoka
Dia Jesôsy fitsaharana ampy ho ahy
Raha toa mitsilopy maizina ny aleha
Eh! maro fahavalo manao izay hampotraka
Andraso ilay maraina hitondra fahombiazana
Hanafoana ny ady natao ka ho mpandresy
Ref: (x2)
... ... ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AmbasadôràVangy : 1246
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : onyrak
Daty : 02/02/2023 12:14