Ampy Ho Ahy (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na orana mifafy tsy ahoako izorako
Na txxfz làlana mideza feno fandrika aza re
Hitohy hatrany ny dia na trotraka sy reraka
Manantena hatrany ny tanano mahery
Ref:
Sarotra ve ny fiainana ankehitrio
Etsy sy ero mikorontana mampamoifo
Kanefa manantena vahaolana azo antoka
Dia Jesôsy fitsaharana ampy ho ahy
Raha toa mitsilopy tononkira.serasera.org maizina ny aleha
Eh! maro fahavalo manao izay hampotraka
Andraso nvajcy ilay maraina hitondra fahombiazana
Hanafoana ny ady natao ka ho mpandresy
Ref: (x2)
... ... jxeml ...
Dia Jesôsy fitsaharana ampy ho ahy
Na txxfz làlana mideza feno fandrika aza re
Hitohy hatrany ny dia na trotraka sy reraka
Manantena hatrany ny tanano mahery
Ref:
Sarotra ve ny fiainana ankehitrio
Etsy sy ero mikorontana mampamoifo
Kanefa manantena vahaolana azo antoka
Dia Jesôsy fitsaharana ampy ho ahy
Raha toa mitsilopy tononkira.serasera.org maizina ny aleha
Eh! maro fahavalo manao izay hampotraka
Andraso nvajcy ilay maraina hitondra fahombiazana
Hanafoana ny ady natao ka ho mpandresy
Ref: (x2)
... ... jxeml ...
Dia Jesôsy fitsaharana ampy ho ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AmbasadôràVisites : 1179
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : onyrak
Date : 02/02/2023 12:14
