Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aoka (Ny Aleloia Anosisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka mba ho mvithai tononkira.serasera.org tsara izao ny famindranao
Fa malama maina ity lalana aleha pydoww ity
Ny hintsinao araho fa aza mba mivily re
Fa sao solafaka vao hianjera ery ambany ery
Tanjonay ny ho aminao ry Ray
Hiara-hipetraka aminao izahay
Hafanana soa tsy misy hirifiry
Fiadanam-be ô ô ô
Fifaliana lalandava ka
Dia zlatb ho mirana ny tava fa tsy
Tsy misy hampanahy
Eo akaikinao no mahatsara ahy
Aoka ho iray ny fo ary ny fanahy
Fa isika rehetra rehetra izao
Samy hitomban-dahy
Ka ho iray ny dia, hanao dia rodobe
Hihazo lalan-tsara ho amin’ny fiainam-baovao
Fa malama maina ity lalana aleha pydoww ity
Ny hintsinao araho fa aza mba mivily re
Fa sao solafaka vao hianjera ery ambany ery
Tanjonay ny ho aminao ry Ray
Hiara-hipetraka aminao izahay
Hafanana soa tsy misy hirifiry
Fiadanam-be ô ô ô
Fifaliana lalandava ka
Dia zlatb ho mirana ny tava fa tsy
Tsy misy hampanahy
Eo akaikinao no mahatsara ahy
Aoka ho iray ny fo ary ny fanahy
Fa isika rehetra rehetra izao
Samy hitomban-dahy
Ka ho iray ny dia, hanao dia rodobe
Hihazo lalan-tsara ho amin’ny fiainam-baovao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Aleloia AnosisoaVisites : 2452
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tôta
Date : 08/03/2003 09:22
