Ny eo anilanao (Ny Aleloia Anosisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny eo anilanao ry Raiko
No mety hahasambatra ahy
Iriko mba ho mandrakizay
Satria tsy misy mampanahy
Izany foko sy izany saiko
Dia hapetrako hipetraka aminao
Ny mnse herinao no ilaiko
Mba hanaovako hiruxqhz ny sitrakao
Izany foko izany foko sy ny saiko
Dia hapetrako hipetraka aminao
Ny vltmg herinao no ilaiko, no ilaiko
Mba tononkira.serasera.org hanaovako ny sitrakao
Ary mamiko raha mamiko
Izany any an-danitra any
Iriko ho akaniko
Raha miala ety an-tany
Ry Ray, tolory fahendrena
Ireto ondrikelinao
Hahaizanay mitondra tena
Ho tonga anilanao
No mety hahasambatra ahy
Iriko mba ho mandrakizay
Satria tsy misy mampanahy
Izany foko sy izany saiko
Dia hapetrako hipetraka aminao
Ny mnse herinao no ilaiko
Mba hanaovako hiruxqhz ny sitrakao
Izany foko izany foko sy ny saiko
Dia hapetrako hipetraka aminao
Ny vltmg herinao no ilaiko, no ilaiko
Mba tononkira.serasera.org hanaovako ny sitrakao
Ary mamiko raha mamiko
Izany any an-danitra any
Iriko ho akaniko
Raha miala ety an-tany
Ry Ray, tolory fahendrena
Ireto ondrikelinao
Hahaizanay mitondra tena
Ho tonga anilanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Aleloia AnosisoaHits : 2901
Likes : 0 Like
Created by : Tahina
Date : 07/03/2003 16:27
