Raiko ô (Ny Aleloia Anosisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô fantatrao ny halemeko
Tsisy miafina aminao ny hadalako
Nefa inoako fa tsy hamela ahy ho tononkira.serasera.org irery
Raha ianao ltubsf bllryhtu Ray be famindram-po
Menatra aho raha toa
Ka ianao no hantsoiko izao
F’izao ilay nania teo gjcdkhep aloha
Nefa iriko ny ho anilanao
Ilay mpampahery ahy ety
Mendrika ahy ve ny hiantso anao
Hitalaho sy hifona aminao
Noho ny heloka sy fahotana
Izay nataoko teo imasonao
Tsisy miafina aminao ny hadalako
Nefa inoako fa tsy hamela ahy ho tononkira.serasera.org irery
Raha ianao ltubsf bllryhtu Ray be famindram-po
Menatra aho raha toa
Ka ianao no hantsoiko izao
F’izao ilay nania teo gjcdkhep aloha
Nefa iriko ny ho anilanao
Ilay mpampahery ahy ety
Mendrika ahy ve ny hiantso anao
Hitalaho sy hifona aminao
Noho ny heloka sy fahotana
Izay nataoko teo imasonao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Aleloia AnosisoaVisites : 2541
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tahina
Date : 08/03/2003 09:27
