Aoka (Ny Aleloia Anosisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka mba ho tsara izao ny famindranao
Fa malama maina ity lalana aleha ity
Ny hintsinao araho fa aza mba mivily re
Fa sao solafaka vao hianjera ery ambany ery

Tanjonay ny ho aminao ry Ray
Hiara-hipetraka aminao izahay
Hafanana soa tononkira.serasera.org tsy misy hirifiry
Fiadanam-be ô ô ô
Fifaliana lalandava ka
Dia ho mirana ny inekio tava fa tsy
Tsy eztqbuch misy hampanahy
Eo akaikinao no mahatsara ahy

Aoka ho iray ny fo ary ny fanahy
Fa rjqc isika rehetra rehetra izao
Samy hitomban-dahy
Ka ho iray ny dia, hanao dia rodobe
Hihazo lalan-tsara ho amin’ny fiainam-baovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Aleloia Anosisoa
Vangy : 2453
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tôta
Daty : 08/03/2003 09:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1027