Mahafinaritra (Ny Aleloia Anosisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ery ny miaina raha
Miaraka aminao ry dbzafbr Ray
Tsy manahy aho, milamina
Mizotra izay atao
Eo akaikinao tononkira.serasera.org ry Ray
Eo no tena tianay
Ray malala ô hazony re
Tsy wmnfszj hiala zfunstuh aminao
Fa mahafinaritra ny miaraka
Mitoetra aminao ry Ray
Fifaliana, hasambarana
Hiram-pifaliana no fanao ho fiderana
Ho fisaorana ny soa nomenao
Tompo malala ô
Miaraka aminao ry dbzafbr Ray
Tsy manahy aho, milamina
Mizotra izay atao
Eo akaikinao tononkira.serasera.org ry Ray
Eo no tena tianay
Ray malala ô hazony re
Tsy wmnfszj hiala zfunstuh aminao
Fa mahafinaritra ny miaraka
Mitoetra aminao ry Ray
Fifaliana, hasambarana
Hiram-pifaliana no fanao ho fiderana
Ho fisaorana ny soa nomenao
Tompo malala ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Aleloia AnosisoaHits : 2954
Likes : 0 Like
Created by : Tahina
Date : 08/03/2003 10:00
