Vonjeo ny taninay (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vohay ny lanitrao tononkira.serasera.org Andriamanitray ô !
Ka midina Ianao vonjeo ny taninay
Ka ny tananao hihazona hampijoro
Tsy ho potraka tsy ho lavo tsy ho gaayznc lao
Ny Nosindrazanay
Mba ho Ianao ihany anie no ho tompoiny
Ataony ambony indrindra
Hanendry izay oemdwd mpitondra
Ka fiadanana anie sy eaopqszk fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto amin’ny taninay
Ka fiadanana anie sy fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto amin’ny taninay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Ako
Hits : 5780
Likes : 0 Like
Created by : Andry Rabeza
Date : 27/05/2002 07:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352