NY NISOLOANY ANAO (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY NISOLOANY ANAO
Ny nisoloany anao no niantonany
Teny ambonin’ny hazo ‘zay nijaliany
Dia noho ny heloko sy ny helokao
Ny niharetany eso, latsa koa,
Kapoka maharary, hetaheta mahamay
Dia noho ny otako sy ny otanao.
Moa avelanao ho nbwtqti latsaka an-tany ve ?
Ireo dinitra nalatsany sy ràny nitete
Fa ny ràny tsy nataony ho zavatra
Fa narotsany mba hanadio anao.
Raha lavinao anio ny tononkira.serasera.org antsony,
Hoy ianao rahampitso, mjicg rahampitso lava izao
Sao tsy ahatratra izany intsony ianao !
Moa ho lavinao anio ny antsony
Ka tsy hitsangana ianao handray ny tanany
Fa ny tanany mahery nbmct no hanafaka anao
Amin’ny ota izay mbola mibahana.
Ny nisoloany anao no nihantonany
Teny ambonin’ny hazo ‘zay nijaliany
Dia noho ny heloko sy ny helokao.
Ny nisoloany anao no niantonany
Teny ambonin’ny hazo ‘zay nijaliany
Dia noho ny heloko sy ny helokao
Ny niharetany eso, latsa koa,
Kapoka maharary, hetaheta mahamay
Dia noho ny otako sy ny otanao.
Moa avelanao ho nbwtqti latsaka an-tany ve ?
Ireo dinitra nalatsany sy ràny nitete
Fa ny ràny tsy nataony ho zavatra
Fa narotsany mba hanadio anao.
Raha lavinao anio ny tononkira.serasera.org antsony,
Hoy ianao rahampitso, mjicg rahampitso lava izao
Sao tsy ahatratra izany intsony ianao !
Moa ho lavinao anio ny antsony
Ka tsy hitsangana ianao handray ny tanany
Fa ny tanany mahery nbmct no hanafaka anao
Amin’ny ota izay mbola mibahana.
Ny nisoloany anao no nihantonany
Teny ambonin’ny hazo ‘zay nijaliany
Dia noho ny heloko sy ny helokao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 8439
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 14/04/2004 00:47
