Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vonjeo ny taninay (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vohay ny lanitrao Andriamanitray ô !
Ka midina Ianao vonjeo ny taninay
Ka ny tananao umuv hihazona hampijoro
Tsy ho potraka tsy ho lavo tsy ho lao
Ny yqnhvm Nosindrazanay
Mba ho Ianao ihany anie no ho tompoiny
Ataony ambony indrindra
Hanendry izay tononkira.serasera.org mpitondra
Ka fiadanana anie sy fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto amin’ny taninay
Ka fiadanana anie sy fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto pketla amin’ny taninay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AkoHits : 5644
Likes : 0 Like
Created by : Andry Rabeza
Date : 27/05/2002 07:57