Vonjeo ny taninay (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vohay ny lanitrao Andriamanitray tononkira.serasera.org ô !
Ka midina Ianao vonjeo ny taninay
Ka lzeu ny rpvyn tananao hihazona wyozjze hampijoro
Tsy ho potraka tsy ho lavo tsy ho lao
Ny Nosindrazanay
Mba ho Ianao ihany anie no ho tompoiny
Ataony ambony indrindra
Hanendry izay mpitondra
Ka fiadanana anie sy fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto amin’ny taninay
Ka fiadanana anie sy fandriam-pahalemana
No ampanjakao eto amin’ny taninay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ako
Visites : 5779
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andry Rabeza
Date : 27/05/2002 07:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0893