AVIA FANAHY MASINA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô ! Mivory izahay eto izao
Amin’ny Anaranao
Hifampizara fitiavana, cnvib finoana, fifaliana
Jesoa ô ! Mivory izahay eto izao
Amin’ny Anaranao
Hifampizara fitiavana, dfaus finoana, fifaliana
Fiverenana :
O ! avia, Fanahy ysdun Masina
Mangetaheta Anao izahay
Ianao irery no hafaka ameno anay
Mba tahio ny fivorianay
Toy ny diera maniry ny rano an’ony
No anirian’ny fanahinay Anao Tompo tononkira.serasera.org ô !
Fiverenana :
O ! avia, Fanahy Masina
Mangetaheta Anao izahay
Ianao irery no hafaka ameno anay
Mba tahio ny fivorianay
Amin’ny Anaranao
Hifampizara fitiavana, cnvib finoana, fifaliana
Jesoa ô ! Mivory izahay eto izao
Amin’ny Anaranao
Hifampizara fitiavana, dfaus finoana, fifaliana
Fiverenana :
O ! avia, Fanahy ysdun Masina
Mangetaheta Anao izahay
Ianao irery no hafaka ameno anay
Mba tahio ny fivorianay
Toy ny diera maniry ny rano an’ony
No anirian’ny fanahinay Anao Tompo tononkira.serasera.org ô !
Fiverenana :
O ! avia, Fanahy Masina
Mangetaheta Anao izahay
Ianao irery no hafaka ameno anay
Mba tahio ny fivorianay
--------
Lien:
