Tiako ianao JESOSY (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mijery ny zavatra misy
Aretin’ny tany anoloan’ ny maso
Toa tiako azo avokoa
Toa tsara , tao kanto manintona ery
Ny mampalahelo anefa dia misy
voafatotry ny fitadiavana ireny
Ka ampiasainy avokoa
Na halatra , lainga , vonoana aza moa
Rehefa mandinika lalina anefa
Dia hita f’ ireny tsy mitondra mankaiza
Fa izay maharitra mandrakizay dia Jesoa
Koa izany no anaovako faneva ny hira qfgz hoe htcetus
Tiako ianao Jesosy o !
Ny hanakalo anao sanatria
Zava- mandalo ho levona ve ?
Tsy azoko ampitahaina aminao
Fa tononkira.serasera.org tsy mba misy ananako
Sy qhmfnb mety mbola ho ahy
Azoko oharina Aminao
Fa fanamperana ianao Jesoa
Aretin’ny tany anoloan’ ny maso
Toa tiako azo avokoa
Toa tsara , tao kanto manintona ery
Ny mampalahelo anefa dia misy
voafatotry ny fitadiavana ireny
Ka ampiasainy avokoa
Na halatra , lainga , vonoana aza moa
Rehefa mandinika lalina anefa
Dia hita f’ ireny tsy mitondra mankaiza
Fa izay maharitra mandrakizay dia Jesoa
Koa izany no anaovako faneva ny hira qfgz hoe htcetus
Tiako ianao Jesosy o !
Ny hanakalo anao sanatria
Zava- mandalo ho levona ve ?
Tsy azoko ampitahaina aminao
Fa tononkira.serasera.org tsy mba misy ananako
Sy qhmfnb mety mbola ho ahy
Azoko oharina Aminao
Fa fanamperana ianao Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 3228
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianjafy
Daty : 10/04/2004 00:43
