Tiako ianao JESOSY (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Rehefa mijery ny zavatra misy
Aretin’ny tany anoloan’ qoxrghi ny maso
Toa tiako azo avokoa
Toa tsara , tao kanto manintona ery
Ny mampalahelo anefa dia wcczpi misy
voafatotry ny fitadiavana ireny
Ka ampiasainy avokoa
Na halatra spbnt , lainga , vonoana aza moa
Rehefa mandinika lalina anefa
Dia hita f’ ireny tsy mitondra mankaiza
Fa izay maharitra mandrakizay dia Jesoa
Koa izany no anaovako faneva ny hira hoe
Tiako ianao Jesosy o !
Ny hanakalo anao sanatria
Zava- mandalo ho levona ve ?
Tsy azoko ampitahaina aminao
Fa tsy mba misy ananako
Sy mety mbola ho ahy
Azoko oharina Aminao
Fa fanamperana ianao Jesoa
Aretin’ny tany anoloan’ qoxrghi ny maso
Toa tiako azo avokoa
Toa tsara , tao kanto manintona ery
Ny mampalahelo anefa dia wcczpi misy
voafatotry ny fitadiavana ireny
Ka ampiasainy avokoa
Na halatra spbnt , lainga , vonoana aza moa
Rehefa mandinika lalina anefa
Dia hita f’ ireny tsy mitondra mankaiza
Fa izay maharitra mandrakizay dia Jesoa
Koa izany no anaovako faneva ny hira hoe
Tiako ianao Jesosy o !
Ny hanakalo anao sanatria
Zava- mandalo ho levona ve ?
Tsy azoko ampitahaina aminao
Fa tsy mba misy ananako
Sy mety mbola ho ahy
Azoko oharina Aminao
Fa fanamperana ianao Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AkoVisites : 3287
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianjafy
Date : 10/04/2004 00:43
