Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako ianao JESOSY (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa mijery ny zavatra misy
Aretin’ny tany anoloan’ ny maso
Toa tiako azo avokoa
Toa tsara , tononkira.serasera.org tao kanto manintona ery
Ny mampalahelo anefa dia misy
voafatotry ny fitadiavana ireny
Ka ampiasainy avokoa
Na halatra bivu , lainga , vonoana aza moa
Rehefa mandinika lalina anefa
Dia hita f’ ireny tsy mitondra mankaiza
Fa izay maharitra mandrakizay dia Jesoa
Koa izany no anaovako faneva ny hira hoe
Tiako ianao Jesosy o etwmzz fqyejf !
Ny hanakalo anao sanatria
Zava- mandalo ho levona ve ?
Tsy azoko ampitahaina aminao
Fa tsy mba misy ananako
Sy mety mbola ho ahy
Azoko oharina Aminao
Fa fanamperana ianao Jesoa
Aretin’ny tany anoloan’ ny maso
Toa tiako azo avokoa
Toa tsara , tononkira.serasera.org tao kanto manintona ery
Ny mampalahelo anefa dia misy
voafatotry ny fitadiavana ireny
Ka ampiasainy avokoa
Na halatra bivu , lainga , vonoana aza moa
Rehefa mandinika lalina anefa
Dia hita f’ ireny tsy mitondra mankaiza
Fa izay maharitra mandrakizay dia Jesoa
Koa izany no anaovako faneva ny hira hoe
Tiako ianao Jesosy o etwmzz fqyejf !
Ny hanakalo anao sanatria
Zava- mandalo ho levona ve ?
Tsy azoko ampitahaina aminao
Fa tsy mba misy ananako
Sy mety mbola ho ahy
Azoko oharina Aminao
Fa fanamperana ianao Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AkoHits : 3229
Likes : 0 Like
Created by : Andrianjafy
Date : 10/04/2004 00:43
