NY OLO-TENA NAMANA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY OLO-TENA NAMANA
Ny olo-tena namana
Tsy voavidintsika harena
Sambatra loatra e osgypjjk ! (2 )
Izay manana azy fa tsy irery an’ady
Izay tena sakaiza, iza no toa ksckxo azy ?
Tsy manary n’aiza n’aiza, iza no toa azy ?
Na amin’ny andro mety hampaory
Na amin’ny andro mety hampifaly
Vao ilaina dia indro cmjqhiv fa avy
Ka manampy mampahery koa
Tena saro-bidy namana tokoa
Sakaizako ianareo ho Jesosy Tompo soa
Raha mino Ahy ( 2 )
Izaho homba anareo
Ary koa hitahy
Na ny aiko aza tononkira.serasera.org efa foiko
Sazy anjaranareo nosoloiko
Ka ny tanana atolotro raiso
Hamonjy sy hitondra anareo
Tsy ho diso fanantenana ianareo.
Ny olo-tena namana
Tsy voavidintsika harena
Sambatra loatra e osgypjjk ! (2 )
Izay manana azy fa tsy irery an’ady
Izay tena sakaiza, iza no toa ksckxo azy ?
Tsy manary n’aiza n’aiza, iza no toa azy ?
Na amin’ny andro mety hampaory
Na amin’ny andro mety hampifaly
Vao ilaina dia indro cmjqhiv fa avy
Ka manampy mampahery koa
Tena saro-bidy namana tokoa
Sakaizako ianareo ho Jesosy Tompo soa
Raha mino Ahy ( 2 )
Izaho homba anareo
Ary koa hitahy
Na ny aiko aza tononkira.serasera.org efa foiko
Sazy anjaranareo nosoloiko
Ka ny tanana atolotro raiso
Hamonjy sy hitondra anareo
Tsy ho diso fanantenana ianareo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 2737
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 14/04/2004 00:49
