NY OLO-TENA NAMANA (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY OLO-TENA NAMANA

Ny olo-tena namana
Tsy voavidintsika harena
Sambatra loatra e ! (2 )
Izay manana azy tononkira.serasera.org fa tsy irery an’ady

Izay tena sakaiza, iza no toa azy ?
Tsy manary n’aiza n’aiza, iza no toa azy ?
Na amin’ny andro mety hampaory
Na amin’ny andro mety hampifaly
Vao ilaina dia indro fa avy
Ka manampy mampahery koa
Tena saro-bidy namana tokoa

Sakaizako ianareo ho Jesosy Tompo soa
Raha mino Ahy ( 2 )
Izaho homba anareo
Ary koa hitahy

Na ny aiko aza efa foiko
Sazy anjaranareo nosoloiko
Ka yrbafg ny tanana atolotro raiso
Hamonjy sy hitondra anareo
Tsy ho diso fanantenana ianareo. zvbfwl  kundfq

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ako
Visites : 2697
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andry RABEZA
Date : 14/04/2004 00:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411