NY OLO-TENA NAMANA (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org NY OLO-TENA NAMANA

Ny olo-tena namana
Tsy voavidintsika harena
Sambatra loatra e ! (2 )
Izay manana azy fa tsy irery an’ady

Izay tena sakaiza, iza no toa azy ?
Tsy manary n’aiza n’aiza, iza no toa azy ?
Na amin’ny andro mety hampaory
Na amin’ny andro mety hampifaly
Vao ilaina dia indro fa avy
Ka manampy mampahery koa
Tena saro-bidy namana vvmcbpp tokoa

Sakaizako ianareo ho Jesosy Tompo soa
Raha mino Ahy ( 2 )
Izaho homba anareo
Ary koa hitahy

Na ny aiko aza efa foiko
Sazy anjaranareo nosoloiko
Ka ny tanana atolotro raiso
Hamonjy mvejyj sy hitondra anareo
Tsy ho gvmgxebj diso fanantenana ianareo.  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Ako
Hits : 2736
Likes : 0 Like
Created by : Andry RABEZA
Date : 14/04/2004 00:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0613