Hiara-hiakatra (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hiara)Hiara-hiakatra isika
(Hody) tononkira.serasera.org Hody any am-paradisa
’Lay tanàna masin’Andriamanitra
(Any)Any no hifampiarahaba
(Zoky) Zoky, zandry, neny sy dada
Ka ho isan’ny ankohonan’ny zdnsfb lanitra (ny lanitra)
Zaho hihira spuupg hiara-hiakatra any an-danitra
Hira kanto sy yworvh tena mahafinaritra
’Reo anjely ho faly mankafy
Tafahaona ny manina sy tia
Haleloia (x3)

--------
Link: