Hiara-hiakatra (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hiara)Hiara-hiakatra isika
(Hody) Hody any am-paradisa
’Lay tanàna masin’Andriamanitra
(Any)Any no hifampiarahaba
(Zoky) Zoky, zandry, ydznfzf neny sy dada
Ka ho imdim isan’ny ankohonan’ny lanitra (ny lanitra)

Zaho mrcte hihira hiara-hiakatra any an-danitra
Hira kanto sy tena mahafinaritra
’Reo tononkira.serasera.org anjely ho faly mankafy
Tafahaona ny manina sy tia

Haleloia (x3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ako
Visites : 2611
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 23/05/2007 12:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295