Hiara-hiakatra (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hiara)Hiara-hiakatra isika
(Hody) Hody any am-paradisa
’Lay tanàna masin’Andriamanitra
(Any)Any no hifampiarahaba
(Zoky) Zoky, zandry, neny sy dada
Ka ho isan’ny ankohonan’ny lanitra (ny lanitra)

Zaho hihira hiara-hiakatra any an-danitra
Hira kanto sy tena mahafinaritra
’Reo anjely ho faly mankafy
Tafahaona ny manina sy tia

Haleloia (x3)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Ako
Hits : 2131
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 23/05/2007 12:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072